Entrée ava
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Betsimisaraka] Tsy misy manakantsakana ny maso ka hita avokoa
Tany voafira ny hazo ka azo ambolena [1.78]
  [Tanala] [1.78]
 Enti-milaza fanesorana ny ahitra miara-maniry amin' ny voly [1.1]
Explications en anglais Weeding [1.7]
Explications en français Sarclage [1.8]
Dérivés 
 

Entrée ava
Partie du discours nom
Explications en malgache Ambany; toerana idinan'ny rano mikoriana avy any ambony na "erà" [1.1]
Antonymes 
Mots composés 

Entrée Avà
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
Explications en anglais Ivah [2.996]
Explications en français Ivva [2.996]
Vocabulaire 
Synonymes Iva
Citations bibliques 

Mis à jour le 2020/07/31