Teny iditra |
avaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fanasarahana, fampihatahana hitokana na hisaraka tsy hiray amin'ny hafa [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny frantsay | séparation, distinction [Abinal 1888]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
avaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ila kisoa ialan' ny loha sy ny tongony [Rajemisa 1985]
|
Mpitovy hevitra | |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
avaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka]
karazam-bovo fitahirizana ny hazandrano azo avy amin'ny vovo hafa, raha mbola tsy ho entimody miaraka amin'izay [Rakotosaona 1975]
|
Voambolana |
|