Teny iditra |
avaratra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Iray amin' ny vazan-tany efatra, an-kavian' ny tena raha mitodika miantsinanana; mifanohitra amin' ny atsimo [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | the north. (Mal. utara; Sans. utara?) [Richardson 1885]
|
| the north [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | nord [Abinal 1888 takila 67, Hallanger 1974]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Haiendriteny |
avaratra
avaratry
avaratr'
avara-
| |
|
Teny mifanohi-kevitra |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Mpanahaka |
atsimo ~
atsinanana ~
andrefana |
Ohatra | Hatrany amin'ny farany avaratra, ka hatrany amin'ny farany atsimo, miova fihetsika sy miova fiainana ny ala atsinanana rehetra [Andraina: Mitaraina, takila 196]
|
Teny nalaina |
|
Teny iditra |
avaratra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza olona hajaina, ambony na mahamenamaso, ka avy amin' izany no nahatonga ireo fitenenana toy ny hoe: Tany avo avaratra: Olona mpanankarena, mpanefohefo [Rajemisa 1985]
|
Voambolana |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|