Teny iditra | avilana (vilana) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao vilana, tsy atao mahitsy tsara fa misompirana: Aza avilana tahaka izao re ny vavanao fa maharatsy anao [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | to be turned aside [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | qu'on fait dévier [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |