Teny iditra |
avo
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Ambony toerana: Avo loatra irỳ boky irỳ ka tsy takatra ¶ Lava: Avo iray dia kokoa noho izaho izy ¶ Misondrotra ambony, manerinerina: Tendrombohitra avo Ankaratra ¶ Ambony, tsara, soa: Andriamanitra no ilay avo indrindra [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | high [Richardson 1885, Hallanger 1973]
|
| lofty, eminent. See abo,
ambo
[Richardson 1885]
|
Fanazavàna teny frantsay | haut, élevé [Hallanger 1974]
|
Sampanteny |
Mpitovy hevitra | ~ |
Teny mifanohi-kevitra |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Teny nalaina |
Haianarantany |
|
|