Teny iditra avo folo heny (avo, folo, heny)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy impolo ohatra ny teo aloha [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy ten times as much [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay dix fois plus [Hallanger 1974]
Ohatra Avo folo heny mihitsy izy izao. [FOFAFIPE: Haivola]

Nohavaozina tamin' ny 2022/01/16