Entrée avo ny lanitra ka tsy takatro
Partie du discours locution
Explications en malgache Enti-milaza ny hafaliana lehibe ho azo raha tahiny ka tanteraka izay irina [1.1]
Mots élémentaires avo, lanitra, tsy, takatra

Mis à jour le 2023/04/22