Teny iditra avotra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Betsimisaraka, Tanala] fanongotana
  [Rajemisa 1985] Famonjena
¶ Fanafahana na fanalana ao anatin' ny loza
¶ Fividianan-javatra efa an' ny tena taloha ihany
¶ Fanongotana ny ketsa hafindra
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] ransom, redemption
  [Richardson 1885] price; means of effecting a ransom
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888, Hallanger 1974] rachat, rédemption, rançon
  [Abinal 1888] achat d'esclaves, prix, secours
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra  [Andraina: Mitaraina, takila 118] Avotra aina ny ahy, tsy ahoako izay vola lany, ny aiko angaha misy vidiny!

Teny iditra avotra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] See ombotra, ongotra
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] arrachement, extirpation
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31