Teny iditra -ay
Sokajin-teny endritenin' ny hoe -nay
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Teny iditra ay
Sokajin-teny tenim-piontanana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Betsimisaraka] Eny, ampiasaina raha ohatra ka misy miteny zavatra amin'ny teny ka manaiky azy
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] [Provincial] an expression of like or dislike, gladness, or astonishment. Nay, not

Teny iditra ay
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Taisaka, Tanosy] aina
Fanazavàna teny frantsay  [Deschamps 1936] [Taisaka] vie, corps
  [Poirot & Santio: Vezo (takila A)] [Vezo] Contraction ou dilatation, effort, force, forme, souffle, vie, vigueur
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra ay
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Bara] aiza
Mpitovy hevitra aia

Teny iditra Ay
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  [Baiboly] Ay
  [Baiboly] Ai
Fanazavàna teny frantsay  [Baiboly]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Ohatra  [Baiboly: 6:007:002/Josoa 7:2..] Dia niakatra ny olona ka nisafo an'i Ay.
Teny nalaina 
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/18