Teny iditra ba
Sokajin-teny mpampitohy [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] mba
  [Rakotosaona 1975] [Tanala] mba: Ñ'kamo mihinañ'akida ka ba maniry 'hodiny à? (ilay kamo homan'akondro ka mba mitsiry va re ny hodiny e?)
Fanazavàna teny frantsay  [Deschamps 1936] [Taisaka] marque l'interrogation

Teny iditra ba
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Tanosy] Fery, vay
Voambolana 
Mpitovy hevitra bay
Teny nalaina 

Teny iditra ba
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Ny fingadonan' ny andalan-tononkalo, izay avy amin' ny toeran' ny tsindrimpeo amin' ny andalana tsirairay avy: Misy karazany roa ny ba, dia ny ba mingadona (ohatra Làpa) ary ny ba mitsaika (ohatra Tàratra)
¶ Fomba fandrefesana ny feo amin' ny mozika: Ba efatra izany mozika izany
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] bar in music [Eng. Bar.]
  [Hallanger 1973] a measure in music; time in music
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] mesure en musique
Voambolana 
Ny fihaviany Anglisy: bar. Frantsay: battre (la mesure).
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra  [Madagascar Tribune , 2009/11/12] Betsaka ny tanora mankafy ny Kalon'ny Fahiny: te hahafantatra sy hifehy ny Ba Gasy
Teny nalaina 

Teny iditra ba
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] [frantsay bas] Karazan-tenondamba vita tanana na mima atao amin' ny kofehy volonondry izay ampifampidipidirina manara-dalàna amin' ny vin-korise na vim-ba: Manana akanjo ba mangamanga i Koto kely / Mahay manao ba ny vadin-dRabe
¶ Fonon-tongotra rehefa atao anaty kiraro
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] stockings, socks. [Fr. Bas]
  [Hallanger 1973] knitting
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] [français bas] tricot
Voambolana 
Sampanteny 
Ny fihaviany Frantsay: bas.
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Mpanahaka  akanjo ba ~ ban-kiraro

Teny iditra ba
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] [Sakalava] Karazan' oviala misy vodiny boribory sahala amin' ny tavolo
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] [Sakalava] a shrub
Voambolana 

Teny iditra ba
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] [frantsay banc] Hazo fisaka lavalava misy tongony, natao hipetrahana
¶ Dabilio
Ny fihaviany Frantsay: banc.

Teny iditra ba~
Sokajin-teny tovona [Teny amin' ny ba~]
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] a prefix joined to many roots, a balelaka [primary root lelaka]

Teny iditra Ba
Sokajin-teny anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  [3.1] Singa mivaingana, faha-56 amin'ny fisokajiana miherina.
Fanazavàna teny anglisy  [3.1] Barium.
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/08/14