Teny iditra babababa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Antsoantso milaza fahavoazana, faharariana: Mankarenin-tsofina ny babababan' Isambilo nokapohindra iny
¶ Fitarainana, menomenona
  [Akademia 2005] antsoantso, horakora-pitarainana, figogogogoana, finaonaona, fitarainana
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] a cry, a scream, an outcry. See nananana.
  [Hallanger 1973] an outcry
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] Cris, clameurs de regret, lamentation
  [Hallanger 1974] clameurs, lamentations
Voambolana 
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31