Entrée (1/5) | 1 babaka |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache | 3 Enti-milaza fitobahan-drano, figororoanana, fandriahana [1.1] |
Explications en français | 4 Effusion, écoulement abondant [1.3] |
Exemples |
5 Ary omeo rano am-babaka. [2.69] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/5) | 8 babaka |
Partie du discours | 9 nom |
Explications en malgache | 10 Enti-milaza resaka feno menomenona, teny mitaraindraina (iaraha-mahalala fa betsaka amin' ny teny verindroa no mitovy amin' ilay teny tsotra niaviany misy ka na tra ihany, toy ny hoe miredaredasy miredaka; toraka izany koa, ny babaka, mibabaka dia iray ihany amin' ny teny ery ambony babababa, mibabababa): Nibabaha Rakoto fa lasan' ny mpangarom-paosy ny volany roanjato [1.1] |
Entrée (3/5) | 11 babaka |
Partie du discours | 12 nom |
Explications en malgache | 13 akora [Tambahoaka] [1.78] |
Explications en français | 14 parure [Tankarana] [1.19] |
Mots composés |
|
Entrée (4/5) | 16 babaka |
Partie du discours | 17 nom |
Explications en anglais | 18 For bebaka [Provincial] [1.2] |
Mis à jour le 2023/05/19 |