Teny iditra |
babaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka]
vakim-boatavo fantsakan-drano atao fihinanan'ny alika [Rakotosaona 1975]
|
Fanazavàna teny anglisy | [Sakalava]
the pumpkin. Cucurbita Pepo, L. Same as tavo,
voatavohova, and
voatavo
[Richardson 1885]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
courge [David: Dialectes (takila B)]
|
| [Sakalava]
(de babaka : abondant, qui produit en abondance).
Cucurbita maxima Duchesne (Cucurbitaceae). Espèce d'origine américaine, introduite par les Européens. Mais son nom est sans doute une réminiscence du mot
babako, beaucoup plus ancien.
[Boiteau 1997]
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Cucurbita maxima |
Mpitovy hevitra | ~ ~ |
|
Teny iditra |
babaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza fitobahan-drano, figororoanana, fandriahana [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny frantsay | Effusion, écoulement abondant [Abinal 1888]
|
Sampanteny |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Ohatra | Ary omeo rano am-babaka. [Dahle: Angano, takila 94]
|
|
Teny iditra |
babaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza resaka feno menomenona, teny mitaraindraina (iaraha-mahalala fa betsaka amin' ny teny verindroa no mitovy amin' ilay teny tsotra niaviany misy ka na tra ihany, toy ny hoe miredaredasy miredaka; toraka izany koa, ny babaka, mibabaka dia iray ihany amin' ny teny ery ambony babababa, mibabababa): Nibabaha Rakoto fa lasan' ny mpangarom-paosy ny volany roanjato [Rajemisa 1985]
|
|
Teny iditra |
babaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka]
akora [Rakotosaona 1975]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
parure [David: Dialectes (takila B)]
|
|
Teny iditra |
babaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | prov. For bebaka. [Richardson 1885]
|
|