Teny iditra | babaky | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] siny voatavo [1.78] | |
[Betsimisaraka] zavatra boribory poak'aty toy ny voanio (babakim-boanio) [1.78] | ||
Sary |
| |
Teny iditra | babaky | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] kely vidy [1.78] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka] sans valeur, de faible valeur [1.82] | |
Fivaditsoratra | bibaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |