Teny iditra | babo | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | olona resy an' ady ka entin' ny mpandresy manaraka azy toy ny fananany mihitsy ¶ zavatra na fiadiana na entana, azo tamin' ny ady ka naniary fananan' izay nahazo azy; na zavatra nangalarin' ny mpangalatra [Rajemisa 1985] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | booty, captives [Richardson 1885, Hallanger 1973] | ||||
spoil; plunder of any kind. See sambotra and toha. [Swa. Babua, root of verb to strip off.] [Richardson 1885] | |||||
Fanazavàna teny frantsay | prisonnier de guerre, butin [Abinal 1888, Hallanger 1974] | ||||
capture, les biens confisqués [Abinal 1888] | |||||
Sampanteny |
| ||||
Haiendriteny |
| ||||
Ohatra |
| ||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny babo io | ||||
Teny iditra | babo | ||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] mora vidy [Rakotosaona 1975] | ||||
Resy, azo tanteraka: Babon' ilay zazavavy ny fony ka tsy nahapetraka izy [Rajemisa 1985] | |||||
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka] bon marché [Deschamps 1936] | ||||
Teny iditra | babo | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] omby torahin-defona vonoina raha mpanankarena no maty [Rakotosaona 1975] | ||||
Teny iditra | babo | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro] toko; fizarana lahatsoratra [Rakotosaona 1975] | ||||
Teny iditra | babo | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny anglisy | a twining plant with a large succulent root, which is eaten by the Sakalava to quench thirst. Dioscorea (?) sp. Also called bemandry. [Richardson 1885] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | [Mahafaly]
(au sens figuré : qu'on se procure facilement, à bon marché). ¶ Dioscorea trichopoda Jum. & H. Perrier (Dioscoreaceae). Tubercule comestible [Boiteau 1997] | ||||
Voambolana | Haizavamaniry: ahitra | ||||
Anarana siantifika | Dioscorea trichopoda | ||||
Tsipelina hafa | baboha | ||||
Mpitovy hevitra | bemandry | ||||
Teny iditra | babo | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny frantsay | (de babona, le
na final ne se prononçant pas dans plusieurs dialectes de la côte Est). Nom de plusieurs végétaux produisant du latex :
¶ [Betsimisaraka] Mascarenhasia arborescens A.DC. (Apocynaceae) fournit un bon caoutchouc. ¶ [Tanala] Mascarenhasia macrosiphon Baker (Apocynaceae) fournit aussi un bon caoutchouc. ¶ [Taifasy, Taisaka] Euphorbiaceae indéterminée. Arbre à latex abondant et très caustique. Référence Boiteau 2114 (1970). [Boiteau 1997] | ||||
Voambolana | Haizavamaniry: hazo | ||||
Anarana siantifika | Mascarenhasia arborescens, Mascarenhasia macrosiphon | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2021/09/15 |
![]() |