Teny iditra baboka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fiekena fa diso na resy; fifonana na fivalozana
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] prostration. See baboka, bebaka
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] Etat de celui qui est prosterné, aveu et demande de pardon
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31