Teny iditra bafoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Enti-milaza fijanonana am-pandriana, fahalainana miarina noho ny hakamoana
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] Action de se vautrer, de garder le lit par paresse
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31