Teny iditra baha > bahana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] sitting or standing in a straddling manner.
  [Hallanger 1973] a straddling
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] Position des membres écartés, surtout des jambes
  [Hallanger 1974] position des jambes écartées
Sampanteny 
Ohatra 
1 [Andraina: Mitaraina, takila 230] Indreo tazany miaramila anankiroa maka bahana amin' ny lalan-kely mivoaka any amin' ny arabe.
2 [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 44] Vato fisaka fivelezana no itombenany ary be bahana ery izy manatsotra ny ranjony te hiala havizanana sy mamono lamba ny tapany ambony.
Teny nalaina 

Teny iditra baha > bahana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fakana toerana be, fitanana toerana be; tsy fanomezana toerana ny sasany, fisakanana na fisalovanana tsy hahazoan' ny sasany mandeha; famaritana ny tokony tsy ho efan' ny tena
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] an impediment, a hindrance, a barrier.
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] barrière
Sampanteny 

Teny iditra baha > vahatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Bara] fakan-javamaniry
  [Rajemisa 1985] Faka, fototra: Vahatry ny aina
  [SLP 1986] faritry ny zavamaniry mamikitra azy amin'ny tany
Fanazavàna teny frantsay  [SLP 1986] racine
  [Boiteau 1997] (toute l'île, moins l'Imerina) (prononcé vahatsa dans le Sud). Nom malgache de la racine et par extension de toute la partie souterraine d'une plante : rhizome, etc. En Imerina, on dit plutôt faka.
Voambolana 
Ohatra 
1 [Dahle: Angano, takila 221] Vahatra faka toy ny fakan-kazo.
2 [Razafiarivony: Harivolana, takila 144] Mahatsiaro tena ho voaendaka ny eritreriny, voahozongozona ny maha izy azy ka mikaroka vahatra hamikirana izy.
Teny nalaina 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny vahatra ity (1): Ambahatra

Teny iditra baha > vahatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] [Betsimisaraka, Sihanaka] (de vahatra). Danais ligustrifolia Baker et Danais cernua Baker (Rubiaceae). Les racines, naturellement colorées en jaune orangé, fournissent une teinture très appréciée. Cette réputation était si établie que le mot vahatra, pris adjectivement, était souvent substitué à une célèbre renommée (voir vahatsy). D'après J.P. Domenichini, Catalogue de l'Exposition ; « Lamba Malagasy » (Tissus malgaches) Musée d'Art et d'Archéologie, Tananarive, 1978, on obtenait la teinte rouge pourpre en écrasant la racine avec une matière basique, par exemple des os de sèche pilés ; en l'écrasant en milieu acide, avec du jus de citron, on obtenait par contre une teinte jaune doré ou orange clair. La matière colorante ou danaïne a été extraite pendant la 2e Guerre mondiale par Boiteau pour remplacer les réactifs colorés devenus introuvables (teinture de tournesol). En solution alcoolique, elle est d'un beau jaune presque vert pH = 6,8, et vire au rouge pourpre à pH = 7. Les empiriques administrent la décoction de ces racines dans le traitement des fièvres ; mais elles ne contiennent pas d'alcaloïde.
Voambolana 
Anarana siantifika Danais ligustrifolia
Ohatra 
1 [Dahle: Angano, takila 221] Vahatra faka toy ny fakan-kazo.
2 [Razafiarivony: Harivolana, takila 144] Mahatsiaro tena ho voaendaka ny eritreriny, voahozongozona ny maha izy azy ka mikaroka vahatra hamikirana izy.

Teny iditra baha > vahana (vaha)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] borahina: Novahana ny entany ka iny nipitika ny kilalao nentiny ho an-janany
¶ alana fatorana: Tokony hovahana ity alika ity amin' ny alina
¶ esorina ny fahany: Efa novahan-dRasoa ilay Tomba teto omaly
¶ tapahina: Dia hovahana izany ny fanekentsika
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] qu’on délie, qu’on détache, qu’on effile, qu’on rompt
Haiendriteny 
vahana
vahako
vahanao
vahany
vahantsika
vahanay
vahanareo
vahan'
vahan-
vaham-
vaha-
novahana
novahako
novahanao
novahany
novahantsika
novahanay
novahanareo
novahan'
novahan-
novaham-
novaha-
hovahana
hovahako
hovahanao
hovahany
hovahantsika
hovahanay
hovahanareo
hovahan'
hovahan-
hovaham-
hovaha-
vahao
Ohatra  [Abinal 1888, takila 798] Aoka hovahantsika ny fanekentsika (Rompons notre convention)

Teny iditra baha > vahana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Haben' ny toe-batana: Efa vahany ny azy io kelikely io fa inona izy no marary eo
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] les dimensions du corps, des troncs d'arbre
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra baha > vaha
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fanalana ny kofehy mamatotra; famotsorana, fanesorana ny fahan-damba; fanapahana ny fanekena nifanaovana
Sampanteny 

Teny iditra baha > vaha
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Sihanaka] reraka, sasatra
Fanazavàna teny frantsay  [Andilidine: Lexique (takila V)] [Sakalava-Mayotte] fatigué, épuisé, affaibli

Teny iditra baha > vaha
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Tanala] trano fiompiana biby na vorona

Teny iditra baha > vaha
Sokajin-teny mpampitohy [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] sy, ary

Teny iditra baha > vaha
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [SLP 1986] solution
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra baha > vaha
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Tambahoaka] fakan-kazo

Teny iditra baha > vaha
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Tambahoaka] garaba
  [Rakotosaona 1975] [Tanosy] sobika natao tamin'ny karazam-bahy atao hoe vahipiky