Teny iditra bahana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] sitting or standing in a straddling manner.
  [Hallanger 1973] a straddling
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] Position des membres écartés, surtout des jambes
  [Hallanger 1974] position des jambes écartées
Sampanteny 
Ohatra 
1 [Andraina: Mitaraina, takila 230] Indreo tazany miaramila anankiroa maka bahana amin' ny lalan-kely mivoaka any amin' ny arabe.
2 [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 44] Vato fisaka fivelezana no itombenany ary be bahana ery izy manatsotra ny ranjony te hiala havizanana sy mamono lamba ny tapany ambony.
Teny nalaina 

Teny iditra bahana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fakana toerana be, fitanana toerana be; tsy fanomezana toerana ny sasany, fisakanana na fisalovanana tsy hahazoan' ny sasany mandeha; famaritana ny tokony tsy ho efan' ny tena
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] an impediment, a hindrance, a barrier.
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] barrière
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31