Teny iditra baibay
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Levilevy sy anatra atao amim-pahatezerana, fitenenana arahin-tsamonina tsy misy fiatoana
¶ Bedibedy, gedrigedry
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] a scolding, a reproof.
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] reproche, réprimande
Sampanteny 

Teny iditra baibay
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] [Provincial] disorder, confusion
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31