Teny iditra | baibay | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Levilevy sy anatra atao amim-pahatezerana, fitenenana arahin-tsamonina tsy misy fiatoana ¶ Bedibedy, gedrigedry [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | a scolding, a reproof. [1.2] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | reproche, réprimande [1.3] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Teny iditra | baibay | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] disorder, confusion [1.2] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |