Teny iditra baibo
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Adala, foka
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] obstinate, stubborn, contumacious, headstrong, foolish.

Teny iditra baibo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] (teny tranainy) Mpandany harena tsy azo tenenina

Teny iditra baibo
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Taimoro] lonaka, vokatra

Teny iditra baibo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Bara] tany lonaka amorondrano
  [Rajemisa 1985] [Sakalava] Tanimboly voasafotry ny rano amin' ny fahavaratra
  [Rakotosaona 1975] [Sihanaka] [ baibô ] lohasaha lonaka
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] [Provincial] a field, a plantation near the water. See saha
  [Hallanger 1973] a moist fertile land in the river bottoms
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] terre alluviale et humide des vallées
  [Boiteau 1997] [Sakalava] Terre de décrue sur lesquelles on cultive en saison sèche ; par opposition aux terres dites hatsake où l'on fait des cultures sur brûlis en saison de pluies.
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny baibo ity (1): Ambaibo

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31