Teny iditra Baiboly
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky na seho an-tsehatra)
Fanazavàna teny malagasy  [Randzavola: Baiboly takila 115] ny teny hoe "Baiboly" dia entina milaza indrindra ny Soratra Masina, izay hita ao amin' ny Testamenta Taloha sy ny Testamenta Vaovao.
  [Rajemisa 1985] Anaran' ny boky misy ny Soratra Masina rehetra; mizara roa ny baiboly, dia ny Testamenta taloha sy ny Testamenta vaovao
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] the Scriptures, the Bible
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] nom que les Protestants donnent à la Bible
Mpanoratra 
Ny fihaviany Anglisy: bible.
Mpitovy hevitra biblia
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1 [FOFAFIPE: Haivola, takila 77] Mamaky ny baiboly ny sasany.
2 [Ravelomanana: Lalana, takila 133] Mba nomena Baiboly izy hamaky.
3 [Randriamamonjy: Ombalahibemaso, takila 130] Momba ny fandrosoan' ny fandikana ny Baiboly.
4 [Cohen-Bessy: Rakotovao] dia ny mampiely Baiboly homena ny olona tahanana Baiboly
5 [Rabary: Daty] Dia nosoratan' iny Commandant tamin' ny Baiboly ny anaran-dRadama.
Lahatsoratra 
Fizahan-takelaka 
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30