Teny iditra bailoka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Tsy mahitsy, meloka, mivilana, mitovy amin' ny hoe biloka, izay fampiasa matetika kokoa: Tsy azo anaovana na inona na inona ity hazo ity fa bailoka
Mitovy hevitra: bilaka ~ biloka ~ meloka ~ mibirioka ~ miolana ~ mivaona ~ mivilana
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] Tortu, de travers
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31