Teny iditra |
baka
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka]
mivelatra [Rakotosaona 1975]
|
| Enti-milaza ny tandrok' omby misamaka, izany hoe mivelatra mifanalavitra, mihataka (mifan: kirongo)
¶ Ny fisarahan' ny zavatra iray toerana na mizara roa misy elanelana lavitra ¶ Fitenenana: Raha baka mahay misisika (na mihorirana) ianao, izaho kirongo tsy azo idirana: teny ifanaovan' olona roa mifaninana ilazany fa samy manana ny toetra mahakinga azy avy izy ireo ka tsy matahotra ny hifanandrina. / Fitenenana mitovy hevitra: Raha mihenjan-ko mahazaka ianao, dia mba midiridiry ho amponga kosa aho [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | branching out into two parts, having horns diverging in the form of a V. [Richardson 1885]
|
Fanazavàna teny frantsay | divergent en forme de V [Abinal 1888]
|
Sampanteny |
Mpitovy hevitra | |
Teny mifanohi-kevitra |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Mpanahaka |
Bikan' ny tandrok'omby
|
Teny nalaina |
Sary |
|
|
Teny iditra |
baka
|
Sokajin-teny | tenim-piontanana
|
Fanazavàna teny anglisy | an expletive used in certain provinces. [Richardson 1885]
|
|
Teny iditra |
baka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tanala]
"tronc" de bananier ¶ parfois employé par des devins-guérisseurs pour désigner une extrémité d'inflorescence de bananier tombée à terre (ambika akondro nihintsaña) [Beaujard 1998]
|
| [Sakalava]
(de baka : divergent comme les deux branches de la lettre V)
Nom donné à plusieurs Apocynaceae dont les fruits sont composés de deux péricarpes divergents.
C'est aussi le nom d'un
ody ratsy (charme malfaisant) préparé à partir de ces plantes en vue d'empoisonnements criminels.
[Boiteau 1997]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
baka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | (abréviation de bakalorea) baccal [...] [tohiny Rajaonarimanana 1995]
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
baka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | [French bac] a ferry [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | [français bac] bac [Hallanger 1974]
|
| bateau de transbordement, bac [Rajaonarimanana 1995]
|
Sary |
|
|
Teny iditra |
baka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | tavy [SLP 1986]
|
Fanazavàna teny frantsay | récipient [SLP 1986]
|
|
Teny iditra |
baka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
détendu, désserré [David: Dialectes (takila B)]
|
|