Teny iditra | -bala | |||
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe vala | |||
Teny iditra | bala | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny anglisy | [Richardson 1885] [Provincial] poles, etc., used in carrying heavy burdens | |||
Sampanteny |
| |||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny bala io | |||
Teny iditra | bala | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985] Firaka boribory alefan' ny basy amin' ny herin' ny vanja | |||
Fanazavàna teny anglisy | [Richardson 1885, Hallanger 1973] a bullet | |||
[Richardson 1885] a ball | ||||
[Hallanger 1973] a cartridge | ||||
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888, Hallanger 1974] balle | |||
[Abinal 1888] boulet | ||||
[Hallanger 1974] obus ; cartouche | ||||
Voambolana | Miaramila | |||
Sampanteny |
| |||
Ny fihaviany | Frantsay: balle. | |||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| |||
Teny iditra | balà (bala) | |||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana balana | |||
Teny iditra | Bala | |||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | |||
Fanazavàna teny anglisy | [Baiboly] Bala | |||
[Baiboly] Baal | ||||
Fanazavàna teny frantsay | [Baiboly] Baala | |||
Voambolana | Soratra Masina | |||
Mpitovy hevitra | Baala | |||
Teny nalaina | Toko sy andininy momba Bala | |||
Nohavaozina tamin' ny 2021/12/06 |
![]() |