Teny iditra baliaka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Enti-milaza ny zavatra (maso, voninkazo, vozon' akanjo, masoandro...) izay mivelatra miseho mazava tsara, kanefa raha ny maso no lazaina, dia bary no fampiasa matetika kokoa, ary raha ny vozon' akanjo dia balelaka
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] same as balelaka, but used also in the following combinations. Also provincial for badiaka.
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] ouvert, équarquillé, décolleté
Fanazavàna teny malagasy  [Randriamiadanarivo: Sikajy] mivelatra be
Sampanteny 
Haiendriteny 
baliaka
balia-
Ohatra 
1 [Rajaonarivelo: Bina, takila 52] Ny masony baliaka toa mihantsy sy miteny hoe : Iza re no ho anjarako?
2 [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 175] Te haniteraka hazavana ao ambadiky ny raho-manify ny fisandratry ny masoandro baliaka.
3 [Randriamiadanarivo: Sikajy, takila 96] Volana baliaka no nitsena ahy avy hatrany tery amin' ny lanitra mangalihaly tsy misy rahona.

Teny iditra baliaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] Préparation censée faire repousser les cheveux : « mampaniry volo » d'après Rakoto Ratsimamanga ; Gazety Medikaly 1re année, n°37-38 (août septembre 1976) en langue malgache.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31