Teny iditra banabana (bana)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Enti-milaza zavatra, indrindra varavarana na vavahady, mivoha tanteraka
Mitovy hevitra: danadana ~ sanasana ~ tanatana
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] wide open, un-closed, as a door.
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] se dit des portes et des fenêtres ouvertes en grand
Sampanteny 
Mpitovy hevitra bana

Teny iditra banabana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] [Sakalava] Fitondrana zavatra eo amin' ny felatanan-droa ka aingaina tandrifin' ny soroka ho fomba fanajana

Teny iditra banabana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] [Sakalava] (de banabana: qu'il faut ouvrir en grand; allusion au trou très important qu'il faut creuser pour arracher ce tubercule). Dioscorea seriflora Jum. & H. Perrier (Dioscoreaceae). Tubercule énorme, atteignant jusqu'à 1m20 de long. On ne le consomme qu'après cuisson.
Voambolana 
Anarana siantifika Dioscorea seriflora

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31