Teny iditra bandrinina (bandrina)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Jerena amin' ny maso mivontirika mivandravandra mahatahotra: Andeha isika handeha fa tsy tiako ny hobandrinin' irỳ olona toa adala toa inona irỳ
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] qu'on regarde en face, qu'on fixe
Haiendriteny 
bandrinina
bandriniko
bandrininao
bandrininy
bandrinintsika
bandrininay
bandrininareo
bandrinin'
bandrinin-
bandrinim-
bandrini-
nobandrinina
nobandriniko
nobandrininao
nobandrininy
nobandrinintsika
nobandrininay
nobandrininareo
nobandrinin'
nobandrinin-
nobandrinim-
nobandrini-
hobandrinina
hobandriniko
hobandrininao
hobandrininy
hobandrinintsika
hobandrininay
hobandrininareo
hobandrinin'
hobandrinin-
hobandrinim-
hobandrini-
bandrino
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31