Entrée |
banga
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Afa-nify, afaka: Lahiantitra banga / Ny eo anoloana no banga ny nifindRamatoa io ka maharatsy azy aoka izany Nahafahana, simaka, rombina: Misy banga itỳ tamboho itỳ ka tokony hamboarina. / Tsy misy banga hofenoina ny voalazanao na madilana hotentenana Nisy niala ka tsy ampy: Tsy manaiky aho raha misy banga ny volako, na ariary aza [1.1]
|
Explications en anglais | Having gaps, as hedges, etc.; Having lost teeth, as a person, or a saw, etc.; Wanting some to make up the required or stipulated number. [1.2]
|
| Gap; having gaps [1.7]
|
Explications en français | Brèche où il manque une dent [1.8]
|
Exemples | Ho banga anao ny fiainako, ô famoizana mahantra!
[1.274]
|
Dérivés |
Mots composés |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Proverbes |
|