Teny iditra |
bango
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala]
randrana (volo), taovolo [1.78]
|
| Ny volo voaraotra sy voatambatra ho randrana tokana na roa, na efatra. [1.1]
|
| [Betsileo]
Randram-bolo betsileo fanaon' ny vehivavy maro ankehitriny; mivona ao an-katoka ny volo [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | a plait or knot of hair, a large plait or knot of hair. [1.2]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
bango
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka]
Fomba fanaovana moraingy amin' ny fomba miadana sy milamina (mifan: Dodoria) [1.1]
|
Tohi-kevitra |
|
Teny iditra |
bango
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny anglisy | delighted. It is only used in Imerina with the suffix pronoun -ny. Delighted with something. [1.2]
|
|