Teny iditra banjina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fijerena mifantoka tsara amin' izay jerena; filerana tsara maharitra, tsy mipy; fijerena ombam-pandinihana feno fisainana fatratra.
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] eritra, jeriana, and tsendrina, are all used in the provinces for banjina. See dinika, harika, vandrina, vandravandra
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] regard attentif, considération
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31