Teny iditra barabara (bara)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fampiasa matetika kokoa noho ny hoe bara: Farina (feo): Barabara feo ianao izany
¶ Tsy ampiampy (saina): Olona barabara saina
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] hoarse, having a rough voice; foolish. See farimpeo
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra barabara
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] mitavozavoza
Fanazavàna teny frantsay  [Deschamps 1936] [Taisaka] maladroit, qui gâche tout ce qu'il fait
Ohatra  [Fagereng: Tantara] fa raha ny be sy ny maro kosa dia mbola barabara avokoa : ny tokantranony maloto, ny fitafiany ratsy sady tsy ampy

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/15