Teny iditra baraingo
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Bila, bingo
Sampanteny 

Teny iditra baraingo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Mari-pijanonan-tsoratra "?" misolo ny teboka raha manontany: Iza no tonga teto anikeheo?
Fanazavàna teny anglisy  [3.1] question mark
Fanazavàna teny frantsay  [Rajaonarimanana 1995] point d'interrogation (grammaire)
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Mari-tsoratra

Nohavaozina tamin' ny 2020/11/23