Teny iditra |
baràka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka, Tambahoaka, Tanala]
voninahitra [1.78]
|
| [Taisaka]
hasina [1.78]
|
| [Tanala]
haja [1.78]
|
| voninahitra [1.1]
|
| boròka, voninahitra, zo aman-kaja, laza tsara ananan' ny olona tsirairay [1.62]
|
Fanazavàna teny anglisy | honour, fame, respect, reputation. It is only used with afaka and
ala [Heb. Berakah, blessing; Swa. Baraka, blessing; barakoa is the mask used by Mahommeddan women.]
[1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | honneur, réputation [1.3]
|
| [Taisaka]
honneur [1.82]
|
Kamban-teny |
|
Ohatra | Tsy manaiky aho fa ny barakako mihitsy no nalanao tamin' ny nitenenanao ahy teo imason' ny olona rehetra teo
[1.1]
|
|
Teny iditra |
baràka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | voaly manarona ny hatreo ambany maso no midina amin' ny tarehin' ny vehivavy silamo [1.62]
|
|
Teny iditra |
baraka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | elabakàka manampina ny lalanjaza amin'ny tovovavy mbola tsy nanao firaisana [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | hymen [1.13]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Mpitovy hevitra | |
|
Teny iditra |
baraka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka, Sihanaka]
henatra [1.78]
|
|
Teny iditra |
baraka
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka]
hatramin' [1.78]
|
|
Teny iditra |
Baraka
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny anglisy | Baraka [2.996]
|
| Barak [2.996]
|
Fanazavàna teny frantsay | Baraq [2.996]
|
Voambolana |
Ohatra | Ary nantsoin'i Baraka ho any Kadesy ny Zebolona sy ny Naftaly;
[2.996]
|
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly |
Lahatsoratra |
|
Teny iditra |
Barakà
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny anglisy | Berachah [2.996]
|
Fanazavàna teny frantsay | Beraka [2.996]
|
Voambolana |
Mpitovy hevitra | |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly |
|