Entrée |
baràka
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Taisaka, Tambahoaka, Tanala]
Voninahitra [1.78]
|
| [Taisaka]
Hasina [1.78]
|
| [Tanala]
Haja [1.78]
|
| Voninahitra [1.1, 1.62]
|
| Boròka, zo aman-kaja, laza tsara ananan' ny olona tsirairay [1.62]
|
Explications en anglais | Honour, fame, respect, reputation. It is only used with afaka and
ala [Heb. Berakah, blessing; Swa. Baraka, blessing; barakoa is the mask used by Mahommeddan women.]
[1.2]
|
Explications en français | Honneur, réputation [1.3]
|
| [Taisaka]
Honneur [1.82]
|
Exemples | Tsy manaiky aho fa ny barakako mihitsy no nalanao tamin' ny nitenenanao ahy teo imason' ny olona rehetra teo
[1.1]
|
Mots composés |
|
Mots composés, titres, noms |
|
|
Entrée |
baràka
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Voaly manarona ny hatreo ambany maso no midina amin' ny tarehin' ny vehivavy silamo [1.62]
|
|
Entrée |
baraka
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Elabakàka manampina ny lalanjaza amin'ny tovovavy mbola tsy nanao firaisana [1.13]
|
Explications en français | Hymen [1.13]
|
Vocabulaire |
Synonymes | |
Mots composés |
|
|
Entrée |
baraka
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Betsimisaraka, Sihanaka]
Henatra [1.78]
|
Dérivés |
|
Entrée |
baraka
|
Partie du discours | adverbe
|
Explications en malgache | [Betsimisaraka]
Hatramin' [1.78]
|
|
Entrée |
Baraka
|
Partie du discours | nom propre (biblique)
|
Explications en anglais | Baraka [2.996]
|
| Barak [2.996]
|
Explications en français | Baraq [2.996]
|
Exemples | Ary nantsoin'i Baraka ho any Kadesy ny Zebolona sy ny Naftaly;
[2.996]
|
Vocabulaire |
Citations bibliques |
Articles |
|
Entrée |
Barakà
|
Partie du discours | nom propre (biblique)
|
Explications en anglais | Berachah [2.996]
|
Explications en français | Beraka [2.996]
|
Vocabulaire |
Synonymes | |
Citations bibliques |
|