Teny iditra barakay
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Baiko-miaramila enti-milaza fandravana laharana
Voambolana 

Teny iditra barakay
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Taimoro] mikorontana
Mpitovy hevitra barakaika

Teny iditra barakay
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Bara] rava
Mpitovy hevitra barakaiky

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31