Teny iditra baranjely
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Karazan-javamaniry misy voany lavalava boribory fanao fangaron-daoka
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] [Betsimisaraka] the egg-plant. See bana, and beranjely.
  [Hallanger 1973] eggplant
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] aubergine
  [Boiteau 1997] [Betsimisaraka] (de l'espagnol berengena). Solanum melongena L. (Solanaceae). Les créoles de la Réunion appellent ce même fruit « bringelle ». Ces trois noms dérivent d'ailleurs du même mot (voir beranjely).
Voambolana 
Anarana siantifika Solanum melongena
Ny fihaviany Kiriolona: bringelles.
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31