Teny iditra | barera (rera) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Roraka, tsy fahazakan-tena na tsy fahazakan-damba [Rajemisa 1985] | |
Fanazavàna teny anglisy | root of mibarera [Richardson 1885] | |
Fanazavàna teny frantsay | lâche, traînant, débraillé [Abinal 1888] | |
Sampanteny |
| |
Teny iditra | barera | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] vehivavy [Rakotosaona 1975] | |
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] a woman [Richardson 1885] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |