Entrée | 1 baribary (bary) |
Partie du discours | 2 adjectif |
Dérivés |
|
Explications en malgache |
8 mitovy hevitra amin' ny bary 9 enti-milaza ny maso misokatra sy mihiratra tsara ary falifaly: Baribary maso [1.1] |
Explications en anglais |
10 large, full, well-made, clear, conspicuous [1.2] 11 open; evident, known [1.7] |
Explications en français |
12 évident [1.3, 1.8] 13 ouvert en grand [1.3] 14 grand ouvert [1.8] |
Exemples |
15 Ary sao mba efa nojeren'ireo masony baribary ialahy? [2.895] 16 Toa vao mainka nahabaliaka ny masony baribary ny fiantefan' ny mena midorehitra teny amin' ny molony nifangala-doko tamin' ny lamba teny an-kodiny. [2.529] |
Synonymes | 17 bary |
Mis à jour le 2020/07/31 |