Teny iditra |
barika
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Areti-mifindran' akoho: Voan' ny barika ny akohonay [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | the name of a disease which suddenly proves fatal to fowls, etc. Same as BEARIKA. [1.2]
|
Voambolana |
Ohabolana |
|
Teny iditra |
barika
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka]
lava-drano, vovon-drano [1.78]
|
| [frantsay barrique] Fitoeran-drano na divay lehibe vita amin' ny hazofisaka mivolantsinana natambatambatra voafehina vy boribory mitana azy tsy hivaha, atao hoe fehim-barika [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | a cask, a barrel. [Fr. Barrique.] [1.2]
|
| [French barrique] a barrel, a cask [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | barrique, tonneau [1.8]
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|