Teny iditra basy maro vava (basy, maro, vava)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy basy mahalefa hala maro mifanesy, nefa fahanana indray mandeha monja [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31