Teny iditra basy volotsangana (basy, volo, tsangana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy kibasibasy atao amin' ny volotsangana ary ampiasaina amin' ny asampinga na amin' ny fanazaran-tena [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31