Teny iditra bazara
Sokajin-teny anarana
Tsipelina hafa 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Ny olona manana andevo dia manam-pahefana handefa azy ao amin' ny bazara mba hokapohina amin' ny karavasy eo anatrehan' ny ambanilanitra, raha tahiny izy nangalatra, na namilivily zavatra na nilefa. [Rabary: Daty, takila 51]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31