Teny iditra | be | ||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Rakotosaona 1975] [Taimoro, Tanala, Tanosy] betsaka | ||||||||
[Rakotosaona: Tanosy] maro, lehibe, ngeza | |||||||||
[Rajemisa 1985]
betsaka, maro, sesehena (alohan' ny anarana mandrakariva): Be trano itỳ tanàna itỳ ¶ lehibe, ngeza, makadiry (aloha na aorian' ny anarana): Be kibo io rangahy io. He! izato kibo beny ¶ lehibe, be vava (aorian' ny anarana): Harem-be ~ Fatiantoka be izany ¶ lehibe, maro karazana, malaza (aorian' ny anarana): Fihinanam-be re izao! | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [Richardson 1885] much, many, numerous, large, great, loud. See betsaka, lehibe. This word is extensively used in compound words, especially before nouns, as bevava, besofina, great-mouthed, large-eared, etc; before other words for names of tribes, as Betsileo, etc; and after other nouns, as raibe, great grandfather, sinibe, a big water-pot, etc. It governs the accusative case, as: any aminay no be azy (There are many of them with us). [Mal. Besar, Jav. Rabe.] | ||||||||
[Hallanger 1973]
much, many, great ¶ old | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Ferrand 1903 takila 44] étant grand | ||||||||
[Hallanger 1974]
beaucoup, nombreux; gros, grand ¶ vieux | |||||||||
Sampanteny |
| ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||||
Mpanahaka | betsaka ~ makadiry ~ maro ~ ngeza | ||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny be io | ||||||||
Haianarantany | |||||||||
Teny iditra | be
![]() | ||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao to be | ||||||||
Teny iditra | Be
![]() | ||||||||
Sokajin-teny | anarana (eva) | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [3.1] Singa mivaingana, fahefatra amin'ny fisokajiana miherina. | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [3.1] beryllium | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [3.1] béryllium | ||||||||
Voambolana | Simia | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2022/08/14 |
![]() |