Teny iditra |
belaka
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Fisaka sy petaka, talesaka (endrika): Belaka endrika io vehivavy io ¶ Misokatra tsara, baribary (maso) [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | full-faced, broad-faced, large [Richardson 1885]
|
Sampanteny |
Ohatra | Tondro belaka, tondro vaventy : raha ny mpangalatra no handray tanana anao, atsipazo toa fatim-biby [Dahle: Angano, takila 220]
|
|
Teny iditra |
belaka
(be, laka)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | A particular kind of dollar with many lines engraved upon it. [Richardson 1885]
|
|