Teny iditra | beravina (be, ravina) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] A fool, a simpleton [Richardson 1885] | |
Teny iditra | beravina (be, ravina) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza karazan-javamaniry anankiroa, izay ny iray mamoa mitandahatra misy fofony (Crotalaria Soltiana - Légumineuses) ary ny faharoa, irony begonia fanaovana haingon-tanimboly [Rajemisa 1985] | |
Fanazavàna teny anglisy | A large-leaved species of indigo used as a black dye for silk. See under aika [Richardson 1885] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Merina]
(de be : grandes et
ravina : feuilles).
¶ Nom donné à plusieurs Fabaceae tinctoriales, par opposition à l'indigotier proprement dit dont les folioles sont plus petites. Ce sont : -- Crotalaria incana L., -- Crotalaria saltiana Andrew et -- Indigofera pedunculata Hilsenberg & Bojer ex Baker (Fabaceae) [Boiteau 1997] | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Anarana siantifika | Crotalaria incana, Crotalaria saltiana, Indigofera pedunculata | |
Teny iditra | beravina (be, ravina) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Merina]
(de be : grandes et
ravina : feuilles).
¶ Nom donné par les horticulteurs malgaches à des Bégonias cultivés à feuilles décoratives : Begonia rex Putz (Begoniaceae). [Boiteau 1997] | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Anarana siantifika | Begonia rex | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |