Teny iditra betaly (be, taly)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Rojo misy masombolafotsy sy vakana fitondran' ny manamboninahitra sy ny lehibe mianjaika, indrindra amin' ny fotoana fanaovana hasoavan-jaza [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [TALY, a cord.] A chain or belt composed of crocodile's teeth or silver links and beads. It was worn by officials and others in the ceremony of circumcisions; also in the provinces, charms warn by soldiers going to war as a preservative against injury. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] amulette contre les blessures de guerre. [1.19]

Fivaditsoratra balite

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31