Teny iditra | bibaka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mizihitra makadiry ¶ Mivonto mamoro-nana any anatiny (ratra na fery) [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | enflé, tuméfié, formant cloche [1.3] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Teny iditra | bibaka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] variété de bananier. [1.19] | |||||||||||||||
[Sakalava] Variété de banane à gros fruit. [1.196] | ||||||||||||||||
Voambolana | Haizavamaniry | |||||||||||||||
Mpitovy hevitra | boroboaka | |||||||||||||||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |