Teny iditra bibilava (biby, lava)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Karazam-biby lavalava tsy misy tongony na tanany fa mikisaka amin' ny kibony no fifindrany toerana. -- Misy karazany maro ny bibilava eto amintsika, izay tsy mba misy poizina ny ankamaroany: ny bibimora, ny do na dona, ny fanany, ny fandrefiala, ny mandopotsy, ny mandotra na ranimandotra, ny marolongo, ny menarana, ny renivitsika, ny tompondrano, ny tampontany
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] A name for snakes.
Fanazavàna teny frantsay  [Rajemisa: Vakoka] nom générique de serpents
  [SLP 1986] serpent
Voambolana 
Ohatra 
1 [Ravalison: Atodiorokoroka] Nanitsaka bibilava masiaka va izy?
2 [Callet: Tantara, takila 635] ary ny vahoaka manjary mandotra, bibilava eny an-tanety
Teny nalaina 
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30